Ny vision: "Madagasikara Voajanahary"Ny MAP no manangana fotokarena ho an'ny firenenaNy tanjona lehibeNy MAP sy ny tanjon'ny fampandrosoana amin'ny taona arivo fahateloNy soatoavina hitarika ny MAPNy tombotsoa amin'ny fananana ny MAPNy laharam-pahamehan'ny MAPNy olona: fototra iorenan'ny fanatanterahana ny MAPRafitra vaovao mitsangana hitondrana dingana lehibeRafitry ny fampiharana ny MAP
Teny ifanomezana 1: Fitantanana tomponandraikitraTeny ifanomezana 2: Fotodrafitrasa mifandrayTeny ifanomezana 3: Fanovana ny fanabeazanaTeny ifanomezana 4 : Fampandrosoana ny tontolo ambanivohitraTeny ifanomezana 5 : Fahasalamana sy fandrindrana ny fiainampianakaviana ary ady amin'ny VIH/SIDATeny ifanomezana 6 : Fitomboana lehibe eo amin'ny toekarenaTeny ifanomezana 7 : Kolokoloina ny tontolo iainanaTeny ifanomezana 8 : Firaisam-pirenena
MADAGASIKARA AM-PERINASA
2007 - 2012
anglais fran?ais malgache

Hafatry ny filoham-pirenana Marc RAVALOMANANA ho an'ny Vahoaka Malagasy sy ny Fianakaviambe iraisam-pirenena


Ry Mpiray Tanindrazana, Ry Fianakaviambe iraisam-pirenena,

Efa nisafidy ny lalan'ny fanovàna i Madagasikara. Hatramin'ny taona 2002 dia nametraka ny fototra ahafahan'ny Firenentsika miroso amin'ny fampandrosoana haingana sy maharitra isika. Nofaritantsika tamin'ny Novambra 2004 ny Vision Madagasikara, Voajanahary (Madagascar, Naturellement), novolavolaina sy notanterahina ny fandaharanasa isan-karazany hanomezana vahana ny fampandrosoana.
  
  

Edito

Tafiditra amin'ny fanatanterahana ny MAP ny fiarovana ny zavaboary an-dranomasina amin'ny fametrahana ny fari-dranomasina voaaro

Fanamby voalohany ao amin'ny teny ifanomezana faha-7 ao amin’ny MAP ny fametrahana fari-dranomasina voaaro. Tohiny...

Ireo Vaovao farany

Foire Aux Questions

  • Inona no tokony hataonay fa te handray anjara amin’ny MAP ny ONG misy anay?
  • Inona no mahasamihafa ny MAP sy DSRP?
  • Afaka mamatsy vola ny tetikasanay, izay mifantoka amin’ny fampandrosoana ny faritra misy anay ve ny MAP ?
Tohiny...